Teny iditra lelalela (lela)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Firehetan' afo midedadeda
¶ Antsoantso na kiakiaka an-kisesy
¶ Ravaka na lokon-javatra midorehitra
¶ Fahamaimaizan' ny ambavafo toa noana [tohiny Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2011/02/04