Teny iditra lela-paladia
Singan-teny lelaka ; faladia
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fitalahoana mafy, fiangaviana izaitsizy, fifonana ambany dia ambany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07