Teny iditra lelika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tototra, voasarona: Lelika ny hady
¶ Feno: Leliky ny antsanga inty ny tanimbary
¶ Tsy mahalala ny fahorian' ny sasany intsony izy, fa efa leliky ny harena [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay comblé, couvert: Lelika ny hady (Le fossé est comblé) ~ Leliky ny antsanga ny tanimbarinay (Notre rizière a été couverte par les alluvions)
¶ comblé de biens, d'honneurs: Tsy mahatsiaro fahoriana izy, fa leliky ny voloa (Il ne pense p0as au malheur, parce qu'il a beaucoup d'argent) [Abinal 1888 takila 399]
Sampanteny 
Haiendriteny 
lelika
leliky
lelik'
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Ary ny tanimbary leliky ny fasika! [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 177]
Teny nalaina 

Teny iditra lelika
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Lelika an! Nom d'un chien! Zut, alors!
¶ Lelika maty itỳ ! Quel connard!
¶ Lelika lahy itỳ ! Quel connard! Salaud [...]
¶ Lelika vavy itỳ ! Quelle connasse! Sal [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995 takila 56]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31