Teny iditra Le Livre de la Sagesse Malgache
Singan-teny malgache
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Zana-dohateny Proverbes, dictons, sentences, expressions figurées et curieuses
Fanazavàna teny malagasy Nanangonan' i de Veyrières ohabolana 6.533, tokony ho tamin' ny taona 1910-1913. Natokotokony araka ny fariparitry ny fiainana manontolo, nasiany dikan-teny frantsay sy fivoasana kely. Rakitra miavosa indrindra: saingy haingan-doatra ny nipetrahan' ilay olona taty, ka tsy voadinika ary tsy voahitsy araka ny mety [2.299]
Mpanoratra Veyrières Paul de (s.j.), 1913; Méritens Guy de (s.j.), 1967
Fanonta printy 1967. Editions Maritimes et d'Outre-Mer. Ambainy: 15cm. Haavony: 24cm. Takila: 664.
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Lahatsoratra 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/09