Teny iditra lelomby (lela, omby)
Sokajin-teny   anarana
   tongue [Antananarivo Annual ]
Ohatra   Fa ratsy anie, lehiretsy, raha manao toy ny lelomby, ka hilelaka ny trafo izy ihany, hihaotra ny tongotra izy ihany, hiditra an' orona mahay, hitso-foka any am-bava mahay. [Dahle: Angano, takila 238]
Voambolana  

Teny iditra lelomby
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Tankarana] nom d'une espèce d'arbre. [David 1952 (takila L)]
Famaritana frantsay   (de lela : langue et omby : boeuf). Forme locale de lelanaomby, lelanomby, lelaomby. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  

2018/01/01