Teny iditra lemahina (lemaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao lemaka, arenina: Holemahina tsara ny tokotany alohan' ny hanorenana ny trano [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : lemahina, lemahiko, lemahinao, lemahiny, lemahintsika, lemahinay, lemahinareo, lemahin', lemahin-, lemahim-, lemahi-
Ny lasa : nolemahina, nolemahiko, nolemahinao, nolemahiny, nolemahintsika, nolemahinay, nolemahinareo, nolemahin', nolemahin-, nolemahim-, nolemahi-
Ny hoavy : holemahina, holemahiko, holemahinao, holemahiny, holemahintsika, holemahinay, holemahinareo, holemahin', holemahin-, holemahim-, holemahi-
Filaza mandidy : lemaho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20