Teny iditra lembalemba (lemba)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tany marin-tampona ambony havoana [Rajemisa 1985, SLP 1986]
 lembalemban' i Mahafaly ~ lembalemban' i Karimbola ~ lembalemban' i Bemaraha ~ lembalemban' i Maroaboaly ~ lembalemban' Antanimena ~ lembalemban' i Marovoalavo ~ lembalemban' i Vohibary ~ lembalemban' i Makira ~ lembalemba ambanin' Androna ~ lembalemban' Analavory [FTM: Sarintany]
Fanazavàna teny frantsay plateau [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31