Teny iditra lemo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famonjafonjana na fitsapatsapana zavatra malemilemy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra lemolemo

Teny iditra lemo (lena)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao lemana [fitanisana]
Ohatra 
1Lemo ny valopy hiditiany tsara [Rajemisa 1985]
2Lemo ny lohany raha mafana loatra izy [Rajemisa 1985]

2013/03/05