Teny iditra lemozy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fangatahana mizizo lava tsy mety mijanona raha tsy mahazo; fangatahana somary maneritery sy manelingelina: Manao lemozy erỳ io Rangahy io rehefa miangavy zavatra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23