Teny iditra lemur
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny malagasy   ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, ankombavaliha, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitily, fitiliky, fotsifaka, fotsife, gidro, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kelybeohy, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, lemur, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, sadasada, setohy, siba, sifaka, sifakabilany, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidy, tsidiala, tsidihy, tsidy be, tsidy kely, tsinjoarivo, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, vangavanga, vary, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, variñena [Mittermeier: Lemurs]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny Gidro
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/18