Teny iditra lémurien
Sokajin-teny anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy Babakoto [1.4, 1.5]
 Sifaka [1.66, 1.5]
 Amboanala, simpona, endrina [1.4]
 Anarana iombonan' ny amboanala isan-karazany (varika, maky, ets.) [1.9]
 Varika [1.66]
 Gidro [1.5]
  ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, ankombavaliha, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitily, fitiliky, fotsifaka, fotsife, gidro, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kelybeohy, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, lemur, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, sadasada, setohy, siba, sifaka, sifakabilany, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidy, tsidiala, tsidihy, tsidy be, tsidy kely, tsinjoarivo, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, vangavanga, vary, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, variñena [2.233]
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31