Teny iditra lemy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy halefolefo, habodahana, haasana: Ny lemin-dRadity no nahazoana an-dRavorona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy softness; the soft part [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qualité de ce qui est mou; mollesse; la partie molle [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra lemy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] takibaka [Rakotosaona 1972]

2009/09/01