Teny iditra leno
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ahitra tenehina mba hanatsara ny fandokoana; fandraiketana mahatonga ny loko handaitra [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra leño
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   laona [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra leño
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   lemo [Tanosy] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/05