Teny iditra lenodenoka (lenoka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Mandimandina sy vaventiventy sady mavamavana no midokadoka fatratra (ravin-javamaniry) [Rajemisa 1985]
   Fraîcheur, tendreté et vigueur des feuilles, des plantes, surtout des plantes grimpantes. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Merina] . État des plantes dont les feuilles et les jeunes rameaux sont tendres, aqueux, bien turgescents. S'emploie souvent pour les plantes grimpantes. [Boiteau: Végétaux]
Ohatra   Voatavo bonaka rofia lenodenoka ny mason'ny sarotra eo am-body vilany fa ny mason'ny janga aty amiko ihany [Fox: Hainteny, laharana 337]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   lenoka

Nohavaozina tamin' ny 2018/01/01