Teny iditra lenta
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ilay somary lempona kely amin' ny vavan' ny lavabary ka ipetrahan' ny sarony. [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra leta
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra lenta
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [SLP 1986]
Famaritana frantsay niveau [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra levina

2011/01/25