Teny iditra leona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bezanozano] laona [Rakotosaona 1975]
 [ leoña ] [Sihanaka] laona [Rakotosaona 1975]
 [ leoña ] [Tanala] laona, fitotoan-javatra: Mavesa-mody, mavesa-mandeha diakoa ny mpamanga leoña (mitondra entana atakalo vary ka tsy miala entana toy ny mpivarotra laona) [Rakotosaona 1975]
Teny mitovy hevitra liona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31