Teny iditra leony (leo, leoka, leona, leotra, -ny)
Sokajin-teny anarana leo sy leoka sy leona sy leotra sy mpisolo

Teny iditra leony (leo, -ny)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
Tofoka, boboka, tohina, tola
Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana
Monaina (monamonaina), mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Has had enough and too much; disgusted; drunk ; borne, sustained; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui en a assez; dégoûté; ivre; supporté [1.8]
Ohatra 
1izay homa-manta no ho leony. [1.437]
2Leony dia leony mihitsy ka niala. [2.285]
3Tsy hiringiringy ho potraka, tsy hioty manta ho leony fa hioty masaka ho voky. [2.346]
Sampanteny 
Tovy hevitra leo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/07/23