Teny iditra |
letaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fahalemena sy tsy fahazakana ny tena; fidabohana tsy tafarina intsony Fipetrapetrahana fotsiny any an-tranon' olona [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de s'affaisser sur soi Figuré: action de rester toujours chez quelqu'un Figuré: action de se désister [1.3]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
letaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Upturned, as the end of the nose. Compare lesoka
[1.2]
|
|
Teny iditra |
letaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A provincial word for raikitra, also for
maty
[1.2]
|
|
Teny iditra |
letaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (dialecte non précisé). Nom d'un arbre dont le bois est mou et jaunâtre quand il est encore jeune. D'après le Firaketana Malagasy. [1.196]
|
Voambolana |
|