Teny iditra letaleta (leta)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mamindra miledaleda toy ny tsy mahazaka tena, mikonesanesa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui marche pesamment, comme les canards [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra leta

2015/03/29