Teny iditra |
letsy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitambotsorana, fietrena sy fidinana; fileferana, fiforetana noho ny lanjan' entana mitambesatra eo amboniny; fihenana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Sinking under pressure [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Dépression, affaissement, action de ployer sous le poids, de diminuer [1.3]
|
| Qui s'enfonce sous pression [1.8]
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
letsy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Ety, tery, tsy omby intsony [1.78]
|
|
Teny iditra |
letsy
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | ise,
ialahy: Ialahy letsy mba mandehana
[1.1]
|
Ohatra |
1 | Raha izay fatiantoka letsy, ry Albert!
[2.5]
|
2 | Iny àry aloha ny lasiroa, letsy, ry Solo, ividiano ronono ho an'i Bozy.
[1.281]
|
|
Kamban-teny |
|
Tsipelina hafa |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|