Teny iditra |
levilevy
(levy)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny lava atao ho fitezeran' olona ambany fifehezan' ny tena nahavita hadisoana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Threats, scolding [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Réprimande [1.3]
|
| Menaces, réprimandes [1.8]
|
Ohatra |
1 | Levilevy sy tosi-tanana no mampiraparapa sy mandronjona azy.
[2.470]
|
2 | Ny sasany kosa indray toa miandry ny hahazoako kapoka sy levilevy avy amin' ilay mpampiasa raha vao misaraka amin' ny Senegaly aho.
[2.643]
|
|
Sampanteny |
Ohabolana |
|