Teny iditra levina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanitrihana na fanafenana na fanotofana ao anaty tany: Nataony tsara levina ny volany alohan' ny hiaingany [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra levina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kofehy asiana tanifotsy henjanina hanamarihana tsipika mahitsy amin' ny hazo [1.1]

Teny iditra levina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiasan' ny mpandatsa-biriky na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny ngorodona raha tena marin-tampona tsy misy avo sy iva na tsia [1.1]
 Fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Niveau, niveau d'eau [1.3]
 Niveau [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra lenta
Ny fihaviany Anglisy: level.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/14