Teny iditra levy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fangotrahana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   roatra, fandevenana [Bara] [Rakotosaona 1972]
   Famorivorin' ny rano hafanaina ka efa madiva hangotraka, na ny zavatra aotrika elaela mba hasisosiso. [Rajemisa 1985]
   famorivorin'ny rano mangotraka [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   ébullition [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra Levy
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Levy [Baiboly]
Dikanteny anglisy   Levi [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Lévi [Baiboly]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Levì
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/07