Teny iditra lia
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) [Ravelojaona 1937]
  [Bara] dia [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] dia, dy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra lia
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy. [Ravelojaona 1937]
 Niavian' ny hoe malia [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra lia
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy na lio, fototenin' ny teny hoe milia sy lialia [Ravelojaona 1937]
Sampanteny 

Teny iditra lia
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe mahalia lalana [Ravelojaona 1937]
Sampanteny 

Teny iditra Lià
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
 Lià [Baiboly]
Famaritana anglisy Leah [Baiboly]
Famaritana frantsay Léa [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Lea
Teny nalaina 

2017/06/09