Teny iditra | lian > lia | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) [1.10] | |||
[Bara] Dia [1.78] | ||||
[Tanosy] Dia, dy [1.78] | ||||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | lian > lia | |||
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |||
Fanazavàna teny malagasy | Iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy.
Na lio, fototenin' ny teny hoe milia sy lialia [1.10] | |||
Niavian' ny hoe malia [1.1] | ||||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | lian > lia | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe mahalia lalana [1.10] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | lian > Lià | |||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||
Fanazavàna teny anglisy | Lià [2.996] | |||
Leah [2.996] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Léa [2.996] | |||
Voambolana | Soratra Masina | |||
Tovy hevitra | Lea | |||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Lià | |||
Fivaditsoratra | aly, ila, lay, lia |