Teny iditra liana
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naivo ~ Efa liana erỳ izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   strongly desiring something; impatient [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   avide, impatient [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/06