Teny iditra liba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanaranampo tanteraka; fitiavana lalao sy fahafinaretana [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   bon plaisir, liberté (pris en mauvaise part) [Abinal 1888]
Sampanteny  
Ny fihaviany   Frantsay: libre.

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/05