Teny iditra lila
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] hodimalemy amin'ny voam-bary akotry [Rakotosaona 1972]
   [Bara] ampombo [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   son [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   dila
Fifanahafana   ampombo ~ monga

Teny iditra lila
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanosy] koba [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra lila
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Tanosy] azy [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06