Teny iditra lima
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Vilia hazo lavalava fanesorana rano ao anaty lakana [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra lima
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy  [Bara] zinga voatavo fasiana ronono na fiterana omby [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] voatavo na zingo fiterena omby [Rakotosaona 1972]

2009/09/01