Teny iditra linga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Hazo lava mitsatoka eo amin' ny tendron' ny botry roa eo an-kavian' ny lakana haningorana ny tady fanenjanana ny lay [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/09/01