Teny iditra lingilingy (lingy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teronterona; toetran' izay eo amin' ny toerana avo erỳ an-tendrony [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay état de ce qui est élevé, élancé dans les airs [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra Ikalamara tia lingilingy no tsy mety raha tsy mananika amin' ny tohatra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 20]

Teny iditra lingilingy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy very high, lofty [Richardson 1885]

2015/09/19