Teny iditra loa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavatra nohanina ka avoaka amin' ny vava indray: Ny alika no miverina amin' ny loany
¶ Famoahana vola, fanefana vola: Loa vola [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   vomit [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   vomissure [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2011/01/25