Teny iditra loadoaka (loaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra 
1Lasa matroka sy feno loadoaka ny fitaramaso toy ny hamaina-maso [2.424]
2Ary ny loadoaka eny amin' ny vatolampy maro dia lazaina hoe diany avokoa [2.69]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03