Teny iditra loaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Lavaka kely, hirika: Tsy fanao ny mijery amin' ny loaka amin' ny hidim-baravarana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   hole through something [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   trou [Hallanger 1974]
Fitovian-keviteny   hirika ~ lavaka ~ haroka
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra loaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny frantsay   troué, percé [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   gorobaka ~ boroaka ~ borobaka ~ mangirana ~ mangobaka ~ robaka ~ tanteraka ~ trobaka ~ voatrabaka ~ voatrebika ~ voatrebona
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny loaka itý (3): Ambatoloaka, Andrangoloaka, Ankililoaka

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/06