Teny iditra loaka an-tsakany loaka an-davany
Singan-teny loaka ; sakany ; lavany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vita tomombana, tsy misy azo kianina fa vita tsara dia tsara amin' ny lafiny rehetra [1.1]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07