Teny iditra loatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Famoahana na fanalana ny ao anatin' ny zavatra lalina aty: Ataovy tsara zara ny loa-bary. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   action d'extraire le contenu d'un trou, d'une cavité, d'une marmite
¶ action d'exhiber [Abinal 1888]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra loatra
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Mihoatra noho ny tokony ho izy: Miasa loatra izy / Kely loatra itỳ harona itỳ [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   too much [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   trop, excessif [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/20