Teny iditra loba
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny akanjo na satroka malalaka loatra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra lobaloba

Teny iditra lo (loba)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Hazo fisaka mitsivalana eo amin' ny vavan' ny botry na sambo itsatohan' ny andriny [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/10/22