Teny iditra lobaloba (loba)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny akanjo na satroka malalaka loatra [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   loba

Teny iditra lobaloba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   karazana voahangy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   nom d'une perle [Abinal 1888]
Tsanganana sy sary iray takila   Ny vakana malagasy

2015/04/19