Teny iditra lobolobo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavamaniry fohifohy iray toerana mifanety ka miteraka aloka maizimaizina sady mandomando ny tany aniriany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy denseness, closeness; thick vegetation [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay état de ce qui est touffu, serré; fourré d'arbustes, etc [Hallanger 1974]
Sampanteny 

2011/02/18