Teny iditra lofika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiondrehan' ny loha; tsy fiarenana tsara amin' ny toerana misy ny tena. [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra lofika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (toute l'île). État des plantes qui se sont fanées, flétries, sous l'influence du soleil, de la chaleur. La forme duplicative est plutôt employée pour les personnes, ex. nilofidofiky ny torimasony : ses paupières se sont fermées, sont tombées spontanément. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra lofika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava, Tankarana] Nom des Ignames dont les feuilles se dessèchent et disparaissent pendant la saison sèche. Surtout : Dioscorea heteropoda Baker (Dioscoreaceae). Tubercule comestible après cuisson. [1.196]
Anarana siantifika Dioscorea heteropoda
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31