Teny iditra lofo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Familiana ny botry hitodika any amin' ny iavian' ny rivotra, indrindra raha handatsaka ny vatofantsika [Sakalava] [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Teny iditra lofo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiezahana, fikelezana aina hanatanteraka izay atao. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   persistence [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   courage, persistance [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra lofo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   henam-pandevenana [Bara] [Rakotosaona 1972]
   omby vonoina amin'ny fahafatesana [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]
   Omby novonoina taloha raha misy maty mba ho fanomezam-boninahitra ilay nodimandry [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   cattle slaughtered for the dead (prov.) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   boeufs immolés pour les morts [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2010/04/02