Teny iditra lohalika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny vanin-taolana mampitohy ny ranjo amin' ny fe amin' ny alalan' ny taolana iray boribory, ny ampelandohalika [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the knee [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay le genou [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31