Teny iditra loharano (loha, rano)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano
¶ Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a spring of water [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay source [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy [Callet: Tantara, takila 606]
Teny nalaina 

Teny iditra Loharano
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Zana-dohateny T7
Mpanoratra Rabemiza Basile; Randrianasolo Joseph Labre; Rakotonjanahary Benoît; Randriambololona André; Razanamanana Marie Jeanne; Randrianirinasoa Jean Hippolyte
Mpamoaka boky 1996. Ambozontany. Takila: 191. Ambainy: 15cm. Haavony: 22cm. Analamahitsy.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Teny iditra Loharano
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Zana-dohateny T8
Mpanoratra Rakotonjanahary Benoît; Randrianasolo Joseph Labre; Razanamanana Marie Jeanne; Rabemiza Basile; Randrianirinasoa Jean Hippolyte; Randriambololona André; Ralambozafy Jean
Mpamoaka boky 1987. Ambozontany. Takila: 192. Ambainy: 15cm. Haavony: 22cm. Fianarantsoa.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Teny iditra Loharano
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Zana-dohateny T9
Mpanoratra Randriambololona André; Rabenandrasana Alfred; Randrianasolo Joseph Labre; Rafaralahimboa Henriette; Ralambozafy Jean; Rakotonjanahary Benoît; Rabemiza Basile
Mpamoaka boky 1988. Ambozontany. Takila: 152. Ambainy: 15cm. Haavony: 22cm. Fianarantsoa.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Teny iditra Loharano (loha, rano)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany loha, rano

2020/03/19