Teny iditra | loharanom > loharano | ||
Singan-teny | loha ; rano | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A spring of water [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Source [1.8] | ||
Ohatra | ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy
[2.48] | ||
Kamban-teny |
| ||
Anaram-javamaniry |
| ||
Zanakanarana | |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny loharano io | ||
Teny iditra | loharanom > Loharano | ||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | ||
Zana-dohateny | T7 | ||
Mpanoratra | Rabemiza Basile; Randrianasolo Joseph Labre; Rakotonjanahary Benoît; Randriambololona André; Razanamanana Marie Jeanne; Randrianirinasoa Jean Hippolyte | ||
Fanonta printy | 1996. Ambozontany. Ambainy: 15cm. Haavony: 22cm. Takila: 191. Analamahitsy. | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||
Teny iditra | loharanom > Loharano | ||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | ||
Zana-dohateny | T8 | ||
Mpanoratra | Rakotonjanahary Benoît; Randrianasolo Joseph Labre; Razanamanana Marie Jeanne; Rabemiza Basile; Randrianirinasoa Jean Hippolyte; Randriambololona André; Ralambozafy Jean | ||
Fanonta printy | 1987. Ambozontany. Ambainy: 15cm. Haavony: 22cm. Takila: 192. Fianarantsoa. | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||
Teny iditra | loharanom > Loharano | ||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | ||
Zana-dohateny | T9 | ||
Mpanoratra | Randriambololona André; Rabenandrasana Alfred; Randrianasolo Joseph Labre; Rafaralahimboa Henriette; Ralambozafy Jean; Rakotonjanahary Benoît; Rabemiza Basile | ||
Fanonta printy | 1988. Ambozontany. Ambainy: 15cm. Haavony: 22cm. Takila: 152. Fianarantsoa. | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||
Teny iditra | loharanom > Loharano | ||
Singan-teny | loharano | ||
Sokajin-teny | anarana (gazety) | ||
Mpanoratra | Andrianjafitrimo Edouard, 1914 | ||
Voambolana | Mpanonta printy, gazety | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||
Teny iditra | loharanom > Loharano (loha, rano) | ||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | ||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | ||
Fangi-bolantany | -25.0833333, 46.8166667
-24.7166667, 46.8833333 -22.6166667, 47.8666667 -21.95, 48.1 | ||
Fivaditsoratra | horoñala, loharano |