Teny iditra lohasoratra
Singan-teny loha ; soratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tarehin-tsoratra manomboka ny fehezanteny na ny anaran-tsamirery [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Lettre capitale; majuscule [1.13]
Ohatra Misokajy telo ireo fanazaran-tsaina atolotra eto: - ao ireo natao hanamafy orina ny fianarana ny firafitry ny teny sy fanoritra ny lohasoratra; [2.117]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14