Teny iditra lohasorony (loha, soroka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hena eo anin' ny lohasoroky ny omby, ondry... vonoina, mifamaly amin' ny lohantratrany eo ambany [1.1]
Tovy hevitra laingontsorony

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31