Teny iditra lohateny (loha, teny)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana -- izay matetika teny fohifohy -- entina hilazana boky na toko iray amin' ny boky na koa lahateny famelabelaran-kevitra: "Mba olom-banona" no lohateny nalain' ny mpampianatra anay ho voaboasana
Fifanarahana fa hifamela heloka na hifandefitra na hifanampy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A title, a heading [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Titre [1.8, 1.13, 1.5]
Ohatra 
1Anaovy lohateny ny andininy tsirairay. [2.285]
2jereo ka diniho tsara ny lohateny nomeny azy. [2.314]
3Ny sasany indray mamaky ireo lohateny vita sora-baventy. [2.117]
4Koa izao no lohateny vaovao narosony ary nekeko : "Ny fianarana mampisaraka amin'ny tany" [2.356]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11