Teny iditra lohavolana (loha, volana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihaonana fanaon' ny Protesta isaky ny alatsinainy voalohan' ny volana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the first Monday of the month [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay le premier lundi du mois [Hallanger 1974]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31