Teny iditra lôjika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahaizana manaporofo, fifanarahan-kevitra [1.4]
Fanazavàna teny frantsay Logique [1.13]
Ohatra Tsy voahaja foana mantsy, hoy ity mpanao politika tranainy ity, ny lojika amin’ny fomba nenti-nikaro-bahaolana teto ka mihenahena eo foana ny disadisa fa tsy afaka. [4.43]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: logique.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31