Teny iditra lokaloka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Voadivoady, toky mafana. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra lokaloka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara, Sihanaka] tavindona [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano, Tambahoaka, Tanosy] tavindolana [Rakotosaona 1972]
   [Tsimihety] Vatan-kazo noloahana toy ny lakana atao fanomezan-tsakafo ny biby
Mitovy hevitra: kilàny ~ tavin-dolana [Rajemisa 1985]
   tavy fampiasan'ny mpanao trano
¶ tavy fihinanan'ny biby [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   auge, hourdis [SLP: Voambolana]
Fitovian-keviteny   horidia ~ lolana

Teny iditra lokaloka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] dikidiky, rikoriko [Rakotosaona 1972]

2017/03/28